Mofon`aina
Hiainan’ny olona rehetra ny Tenin’Andriamanitra isan’andro ka hitondra fampaherezana ho azy no sady fitoriana ny filazantsara amin’ireo mbola tsy nandray ny Tenin’Andriamanitra.
Arahinao isan’andro amin’ny 5 ora sy sasany maraina sy amin’ny 9 ora sy sasany alina eto amin’ny Radio Fahazavana.
Tompon’andraikitra : Foibe Sekoly Alahady FJKM - Renesinao isaky ny:
Alatsinainy - Talata - Alarobia - Alakamisy - Zoma - Asabotsy - Tsy misy fandaharana ny Alahady
BAIBOLY N'AIZA N'AIZA Ahafahanao mamaky Baiboly amin'ny Internet : www.baiboly.org |